NY FANAHIKO
Ny fanahiko no maniry an’Andriamanitra
Fa mangetaheta anao ny fanahiko Andriamanitra ô
Raha lavitra any izy na dia mahatsiaro anao
Ranomasoko manjary hifalian’ny fahavaloko
Fiv: Nahoana no mitanondrika ianao
Ry fanahy fa mitoloma anatiko ao
Manantenà an’Andriamanitra ianao
Fa mbola hidera an-tranon’ny Jehovah.
NDRIANA RAMAMONJY.